Entry | fitahina (fitaka) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Laingaina, ilazana tsy marina: Nofitahin' ialahy aho fa hay tsy tonga akory Rakoto dia nantsoin' ialahy aho Ambakaina: Mba matahotra an' Andriamanitra fa aza ny adala no fitahina Fetsena, angalarana an-kafetsena, solokina: Nofitahin' ilay karilahy iny ny raiko ka nahazoany vola roanjato [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To be deceived, to be imposed on. [1.2] | ||||||||
To be deceived, to be defrauded [1.7] | |||||||||
Explanations in French | Qu'on déçoit, qu'on trompe [1.8] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Compound words |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word fitahina | ||||||||
Anagrams | fahatiny, fitahina, tafihina, tifahina |
Updated on 2023/01/20 |