Entry fitahontahonana (tahontahona)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fitavozavozana, fidrahodrahoana, tsy fahakingana, fitaraikiraikena: Ny fitahontahonany no nanalan'ny mpampiasa azy. [1.1]
Synonyms fitahontahona

Updated on 2023/01/05