Entry fitahontahona (tahontahona)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fomban'ny olona mitahontahona, na midrahodraho, mitaraikiraiky
Fitavozavozana, fidrahodrahoana, tsy fahakingana, fitaraikiraikena: Ny fitahontahony no nanalan'ny mpampiasa azy. [1.1]
Synonyms fitahontahonana

Updated on 2023/01/05