Entry | fitahana (taha) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fifaninanana, fisehoana milahatra hahitana izay tsara: Heverinao moa fa matahotra ny fifohana amin'iny olona iny aho? [1.1] | |
Anagrams | fahatany, fahitana, fitahana, tahafina |
Updated on 2023/01/20 |