Entry taha
Part of speech noun
Malagasy definition  [Taisaka] fanomezan'ny mpampirafy ny vadiny tranainy rehefa maka vady vaovao izy: Manome taha [Rakotosaona 1972]
 Karazan-tsazy atao onitry ny zavatra tsy ara-dalàna natao tamin' olona
¶ Vola na zavatra nomen' ny lehilahy ny vadiny voalohany raha manaiky ny hirafy amin' ny vehivavy hafa io vehivavy io
¶ Onitra nomen' ny mpiampanga ilay olona nampangaina raha ohatra ka voamarin' ny fampinomana fa tsy manan-tsiny ilay io
¶ Fampitoviana olona na zavatra maro mba hahafantarana izay tsara na lehibe na ambony kokoa
¶ Vola alatsaka ao anaty renirano hitana mba ho tafita soa aman-tsara ireo mita [Rajemisa 1985]
English definition a payment of compensation; a comparison [Hallanger 1973]
French definition compensation, dédommagement : comparaison [Hallanger 1974]
 taux [SLP 1986]
 (toute l'île). Dédommagement donné par l'accusateur à l'accusé lorsque celui-ci était reconnu innocent ayant surmonté l'épreuve ordalique. Voir hazontaha. Aussi : préparations végétales propitiatoires, souvent accompagnées de menue monnaie, qu'on jetait dans la rivière avant de passer à gué, pour ne pas être happé par les crocodiles. [Boiteau 1997]
Vocabulary 
Derivations 
Compound words, titles, names 

Entry taha
Part of speech noun
Malagasy definition  [Tambahoaka] fitsaboana [Rakotosaona 1972]
 fitsaboana [SLP 1986]
French definition soin [SLP 1986]
Vocabulary 
Compound words, titles, names 

Entry taha-
Part of speech morphological form of the word tahaka

2019/06/28