Entry | 1 firenena (reny) |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Politique |
Explanations in Malagasy |
4 Vahoaka iray tany, teny sy fomba, ka miray monina amin' ny fanjakana iray: Ny firenena malagasy [1.1] |
Explanations in English |
5 a nation [1.2, 1.7] 6 a clan, a race, a tribe [1.2] 7 a people [1.7] |
Explanations in French |
8 nation [1.3, 1.8] 9 tribu, caste, peuplade, race, famille [1.3] 10 peuple [1.8] |
Examples |
11 Ary hafa firenena maro no efa henoko loa-bolana fa ny tenin' i Albert dia mihoa-danja noho ny sora-tànana sasany. [2.5] 12 Andian-javatra roa lehibe no maha-firenena ny firenena. [2.503] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Titles |
|
Proverbs | 23 Proverbs containing the word firenena |
Article |
24 Randzavola: firenena ao amin' ny Baiboly |
Updated on 2023/06/11 |