|
|
|
|

Entry1  firapotsy
Elementary words  2  firaka, fotsy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Karazam-piraka faninginana
5  [1.13] Antsoina hoe koa kasia malandy
6  [1.1] Karazam-piraka faninginana.
Explanations in English  7  [1.2][fira-potsy] A white kind of lead.
8  [1.7][fira-potsy] tin
Explanations in French  9  [1.8][fira-potsy] étain
10  [1.13] étain
International  11  [3.1] Sn
Examples  12  Ary toy izany avokoa ny vokatra aondran'ny zanatany rehetra ho any ivelany, manomboka amin'ny voankazo ka miafara any amin'ny firapotsy. [2.503#]
Vocabulary  13  Chemistry
Other spellings  14  firapotsy
Tables and plates  15  Periodic Table

Updated on 2024/08/31