Entry | filetsena (letsy) | |
Part of speech | noun | |
Malagasy definition | Fietrena, filetahana: Nahafaty olona ny filetsen' ny valindrihana ¶ Fileferana noho ny lanjan' entana entina: Jereo ny filetsen' ny irỳ Rangahy mpitondra entana! ¶ Fihenan' ny vidin-javatra: Andrasana foana ny filetsen' ny vidin-kanina [Rajemisa 1985] | |
French translation | affaissement [SLP 1986] | |
Synonyms | fietrena ~ fijetsena | |
Updated on 2020/07/31 |
![]() |