Entry filankevitra ambonin' ny mpitsara (ila, hevitra, ambony, tsara)
Part of speech expression
Malagasy definition voalaza ao anatin' ny Lalampanorenana natao hiaro ny fahaleovantenan' ny mpitsara, ka ny filohan' io Filankevitra io dia ny Filoham-pirenena; manao tolo-kevitra amin' ny fanendrena an' ireo mpitsara sady misahana ny asan' ny filankevitry ny fampanaraham-pitsika ho an' ny mpitsara [Akademia 2005]
Vocabulary 

2017/07/19