|
|
|
|

Entry1  filaharana
Root  2  lahatra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fijoroana mitandahatra manaraka tsipika mahitsy [1.1]
Explanations in English  5  order in rank; a queue of people; a rank or a row [1.7]
Explanations in French  6  ordre de rang; rang, alignement [1.8]
7  rang, ordre, relation d'ordre [1.13]
Examples  8  aza miala amin'ny filaharana ianao. [2.442#]
9  Ilana filaharana ve ny mividy zavatra iray? [2.503#]
10  Dia holazaina manaraka izao filaharana izao izy [1.357#]
Compound words 

Updated on 2023/10/12