Entry (1/2) | 1 fijery |
Root | 2 jery |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fomba entina mijery: Manao fijerin' adala io olona io |
Examples |
5 Be no fijery io hofan-trano io; [2.59] 6 Ny fijery azy dia tsy tarehin' olon-doza [2.649] 7 Fomba fijery manana ny maha marina azy izay [2.606] 8 Ny tarehiny amam-bikany dia hafa no fijery azy [1.38] 9 Amin' izany dia hisy fijery vaovao momba ny Fokonolona [4.27] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 18 Proverbs containing the word fijery |
Entry (2/2) | 19 fijery |
Part of speech | 20 noun |
Explanations in Malagasy |
21 [1.78] [Bara]
maso |
Updated on 2023/09/10 |