Entry fijangajangana (jangajanga (janga))
Part of speech noun
Malagasy definition Fanaranam-po amin' ny fitondran-tena ratsy, filibana amin' ny fahalianana ara-nofo, fandehanana amin' ny olona tsy vadin' ny tena: Raran' Andriamanitra amin' ny didy fahenina ny fijangajangana
Mitovy hevitra: fandehandehanana [Rajemisa 1985]
English translation adultery, licentiousness [Hallanger 1973]
French translation adultère, luxure [Hallanger 1974]
Examples Misy milaza fa hila haka tahaka ny fomban' ny Tanindrana iarahany miaina Ingahy Randriamihaja, raha ny fijangajangana sy ny fisotroan-toaka no heverina [Andriamalala: Zazavavindrano, page 39]

Updated on 2020/07/31