Entry fifandisoana (diso)
Part of speech noun
Examples 
1Fifandisoan-javatra kely toy izany monja dia mety hanova tanteraka ny fiainan' ny olona iray. [2.471]
2Mitarika fifandisoana amin' ny tena demokrasia sy ny demokrasia araka ny fironan-kevitra izany. [4.27]
Morphology 
Simple : fifandisoana, fifandisoako, fifandisoanao, fifandisoany, fifandisoantsika, fifandisoanay, fifandisoanareo, fifandisoan', fifandisoan-, fifandisoam-, fifandisoa-
Prefixed : -pifandisoana, -pifandisoako, -pifandisoanao, -pifandisoany, -pifandisoantsika, -pifandisoanay, -pifandisoanareo, -pifandisoan', -pifandisoan-, -pifandisoam-, -pifandisoa-

Updated on 2020/07/31