Entry fiasana (asa)
Part of speech noun
English definition a tool, an instrument [Hallanger 1973]
French definition outil [Hallanger 1974, SLP 1986]
 instrument [Hallanger 1974, SLP 1986]
Vocabulary 
Compound words, titles, names 
Examples 
1Vato no nataony fiasana. [Fagereng: Tantara]
2Ary manana fiasana maro izy. [Rakotozafy: Ratsimba]
3Tsy mivoha farmasia amin' andro tsy fiasana. [FOFAFIPE: Rosovola]
4Ny fiasana vaovao vitany no nanamboarany lakana. [Randriamamonjy: Tantara]
Quotes 

2019/10/20