Entry fiaram-bahoaka
Elementary words fiara ; vahoaka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Anarana omena ny fiarakodia lehibe mahalany olona betsaka izay mitatitra olona amin'ny tanàn-dehibe manaraka lalana efa voatondro handehanany sy hiverenany hatrany, aotobisy [1.1]
Explanations in French Autobus [1.5]
Vocabulary 
Synonyms fiarabe

Updated on 2023/06/12