Entry fiandrinaina
Elementary words fiandry ; aina
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazan-kankana mivelona ao amin' ny tsinain' ny olona; araka ny finoan' ny teo aloha, dia mivoaka, hono, io kankana io rehefa ho faty ilay olona misy azy [1.1]
Explanations in English (fandrin-aina) The name of a fabulous worm said to live in the stomach of people, and which, should it be passed out, indicates that the sick will surely die. [1.2]
Vocabulary 

Updated on 2023/12/10