Entry | 1 fianarana |
Root | 2 anatra |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fampifantohana ny saina mba hahay sy hitadidy zavatra |
Explanations in English |
5 [1.7] the act of learning; studies; a school |
Explanations in French |
6 [1.8] action d'apprendre; études, leçons; école 7 [1.13] étude, apprentissage |
Examples |
8 Naharitra folo taona latsaka kely tamin'ny fianarana tao Antananarivo Randrianaivo; [2.324] 9 Rahefa tapitra voavaky ny boky fialam-boly dia voatery nitodika tany amin' ny boky fianarana. [2.471] 10 Tsy fantatro na nahay izy tamin' ny fianarana na tsia. [2.472] 11 Ka rahoviana izao izy no ho vita fianarana? [2.499] |
Compound words |
|
Toponyms |
|
Titles |
23 Boky fianarana ny amin' ny biby : ho an' ny mpianatra malagasy (Lavik K) 24 Fianarana jeografia (Rakotonaivo François) 25 Gramera na ny fianarana ny fiteny malagasy : dingana faharoa (5e, 4e) (Andrianony) 26 Lesona tsotsotra momba ny fianarana poezy amin’ny teny malagasy (Rainizanabololona Justin) |
Proverbs | 27 Proverbs containing the word fianarana |
Anagrams | 28 anafarany, fanairana, fanaraina, fanariana, farananay, fianarana, fiaranana, ifaranana, niafarana |
Updated on 2023/08/12 |