Entry fiadanana (adana)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ankehitriny izy eo amin' ny raharaham-pirenena sy vahoaka dia ampiasain' ny olona hitovy hevitra amin' ny hoe fihavanana na fandriam-pahalemana na ny toetry ny tany sy ny vahoaka mandry feizay : tsy misy fikorontanana na ady ; mizotra milamina tsara ny fiainan' ny vahoaka, satria ny mpitondra dia sady hendry no marina : tsy misy mampahory vahoaka mba hahazoany tombon-tsoa ho an' ny tenany ; izay hahasoa ny ambanilanitra no zava-dehibe imasoany. Ny vahoaka koa, noho izany, dia finaritra, ka mankato an-kafaliana sady tena miara-miasa amin' ny mpitondra. Tamin' ny faha-Andrianampoinimerina indrindra no nampiharihary izany teto : tamin' izay no nisehoan' ny firenenana hoe mandry fahalemana (azo atoriana amim-piadanana na amin' ny alina maizina aza), rahefa voavoriny tsara Imerina Enim-toko. Eo amin' ny fahampian' ny hanina koa no mampiadana ny vahoaka rahefa ny mpitondra no mikarakara azy tanteraka ho an' ny olona, araka ny tenin' Andrianampoina mandrakariva hoe : "Izaho sy ny vary dia iray ihany". [1.10]
Explanations in English Slowness, composure, tranquility, happiness, prosperity. [1.2]
 Peace, tranquillity [1.7]
Explanations in French La lenteur, l'aisance, la prospérité, la paix, la cause de la lenteur, etc. [1.3]
 La lenteur, l'aisance, la prospérité, la paix, la cause de la lenteur, etc. [1.3]
 Paix, tranquillité [1.8]
Examples 
1Hitondra fiadanana ho anao aho. [2.499]
2Fa hisy vokatry ny fiadanana, ny voaloboka hamoa [2.996]
3Mahasambatra ny fiadananam-po (La paix du coeur rend heureux) [1.3]
4Vao izao no nahazo fiadanana aho (J'ai maintenant obtenu la prospérité) [1.3]
Vocabulary 
Titles Orimbaton' ny Fiadanana (Andrianjafy Michel)
Toponyms 
Proverbs 

Entry Fiadanana (fiadanana)
Part of speech name (toponym) [full list]
Vocabulary 
Coordinates -21.65, 43.8666667
-20.7666667, 47.65
-20.7333333, 46.25
-20.65, 48.2833333
-20.5333333, 46.9833333
-20.4333333, 48.3833333
-20.3333333, 47.4333333
-20.2166667, 46.6166667
-19.8833333, 48.1
-19.5333333, 48.4833333
-18.9, 47.3833333
-18.6833333, 46.4
-18.5833333, 47.4666667
-18.4666667, 47.7666667
-18.4166667, 46.5
-18.2166667, 46.8833333
-17.8666667, 48.2166667
-17.4, 49.15
-17.0166667, 48.5166667
-16.5333333, 48.3666667
-16.3833333, 47.3166667

Anagrams 

Updated on 2023/08/17