|
|
|
|

Entry1  fehim-pihavanana
Elementary words  2  fehy, fihavanana
Part of speech  3  locution
Vocabulary  4  Relationships: family
Explanations in Malagasy  5  Fifamatoran' ny olona iray fianakaviana na iray fileovana na mifankatia tsotra fotsiny, ka mahatonga azy hifamangy mba ho fanamafisana ny fihavanana isaky ny misy hafaliana, fa indrindra raha misy manjo [1.1]
Explanations in French  6  lien de parenté [1.54]
Synonyms  7  fehim-ponenana

Updated on 2023/12/10