|
|
|
|

Entry1  fehim-ponenana
Elementary words  2  fehy, fonenana
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  Fifamatoran' ny olona iray fianakaviana na iray fileovana na mifankatia tsotra fotsiny, ka mahatonga azy hifamangy mba ho fanamafisana ny fihavanana isaky ny misy hafaliana, fa indrindra raha misy manjo [1.1]
Vocabulary  5  Relationships: family

Updated on 2023/12/10