Entry | 1 fasan > fasana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Lavaka na toerana namboarina handevenana ny maty. [1.1] |
Explanations in English |
4 a grave, a tomb [1.2, 1.7] |
Explanations in French |
5 tombeau, tombe [1.3, 1.8] 6 caveau, mausolée [1.3] |
Examples |
7 Ilay fasana|fasako, fasana|fasako ihany fa ny foko dia fasana|fasako koa! Io no fasana|fasako ivelan'ny tany, io no fasana|fasako iray, faharoa!] 8 Ny fasana no fasana, ka ny raha naterina ao aminy. [2.245] 9 Dia nasainy novorina ny vahoaka ho any amin' ny fasana. [2.69] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Titles |
|
Proverbs | 23 Proverbs containing the word fasana |
Article |
24 Randzavola: fasana ao amin' ny Baiboly |
Illustrations |
|
Anagrams | 31 fanasa, fasana |