|
|
|
|

Entry1  faravodilanitra
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Geography: (in general)
Explanations in Malagasy  4  Ilay faritry ny lanitra erỳ amin' ny taza-maso, izay toa mikasika amin' ny tany: Efa hariva ny andro: misafoeafo ery am-poravodlianitro ny masoandro [1.1]
Explanations in English  5  (fara vodi-lanitra) The horizon [1.2]
6  The horizon [1.7]
Explanations in French  7  Horizon [1.8]
Examples  8  Any an-koatr' irý faravodilanitra iry! [2.499#]
9  Mitazana ny faravodilanitra nidifian' ny tafiky Radama. [2.528#]
10  Na ho aiza na ho aiza, na hankany amin' ny faravodilanitra aza, tongako! [2.357#]
Elementary words  11  fara, vody, lanitra

Updated on 2023/05/19