|
|
|
|

Entry1  faravavy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Ny vavy farany indrindra amin' ny zanaka vavy
Explanations in English  4  [1.2] [vavy, feminine.] The youngest daughter in a family; a word frequently retained by such daughter as a proper name.
5  [1.7] the youngest daughter
Explanations in French  6  [1.8] la fille cadette
Examples  7  [2.356#] Ny zokiny taminay fito taona sy tapany, ary ny faravavy herintaona sy tapany.
8  [1.369#] Io osy vavy io no namelona anay, ilay zandrinay faravavy vao teraka sy izahay ankizy rehetra.
Vocabulary  9  Relationships: family
Elementary words  10  fara, vavy

Updated on 2024/12/07