|
|
|
|

Entry1  faraingososona
Elementary words  2 faraingo, 3 sosona
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 Mari-tsoratra « » toa faraingo roa sosona anankiroa, ka ny voalohany atao eo alohan' ny tenin' olona lazaina, ary ny faharoa mamarana azy: Hoy i rainy tamin' Isambilo hoe: «Mianara tsara fa sarobidy noho ny vola ny fianarana». [1.1]
Vocabulary  6  Linguistics

Updated on 2025/12/08