Entry fanovana (ova)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanoloana hala: Tsy mahay mihitsy ny mpianatra eto amin' ity sekoly ity: tsy misy fanafodiny afa-tsy ny fanovana ny mpampianatra
Fanamboarana ho hala, ho vaovao: Zavatra iray ihany no takiko, dia ny fanovana ny tehiko notapahinao
Fampanjariana ho hafa: Ny asan' ny vavony sy ny aty ary ny taova rehetra ao anaty, dia ny fanovana ny sakafo ho nofo sy rantsika [1.1]
Explanations in French Conversion, commutation [1.13]
Compound words 

Entry fanovana (tovana)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fomba entina manovana, na manampy, manisy tovana [1.1]

Anagrams 

Updated on 2023/09/04