Entry | fanomboka (tomboka) | |
Part of speech | noun or adjective | |
Malagasy definition | Fomba entina manomboka zavatra: Na inona na inona atao, amin-kafaliana no fanomboka azy lalandava ¶ Fomba na toetran'ny zavatra manomboka: Mampitaintaina ny fanomboky ny tantara ¶ Azo atomboka [Rajemisa 1985] | |
Entry | fanomboka (tomboka) | |
Part of speech | noun or adjective | |
Malagasy definition | Fomba entina manomboka ¶ Azo tombohana: Tsy mba fanomboka ny alika [Rajemisa 1985] | |
Updated on 2020/07/31 |
![]() |