Entry fanomboka (tomboka)
Part of speech noun or adjective
Explanations in Malagasy Fomba entina manomboka zavatra: Na inona na inona atao, amin-kafaliana no fanomboka azy lalandava
Fomba na toetran'ny zavatra manomboka: Mampitaintaina ny fanomboky ny tantara
Azo atomboka [1.1]

Entry fanomboka (tomboka)
Part of speech noun or adjective
Explanations in Malagasy Fomba entina manomboka
Azo tombohana: Tsy mba fanomboka ny alika [1.1]

Anagrams 

Updated on 2020/07/31