Entry |
fanombohan > fanombohana
(tomboka)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fanaovana ny fiandohan-javatra iray, fanaovana voalohany: Anio no fanombohana ny asa tanimbary Fiandohana: Misy olona maty eo amin' ny fanombohan' ny tantara [1.1]
|
Explanations in French | L’action de commencer, de sceller, de tatouer, d’accuser injustement, l’instrument, le cachet, le sceau, le lieu, le motif [1.3]
|
Compound words |
|
|
Entry |
fanombohan > fanombohana
(tomboka)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fanasiana marika amin' ny vy mahamay, fitetehana: Didian' ny fanjakana ve ny fanombohana ny omby? [1.1]