Entry | 1 fanokanana |
Root | 2 tokana |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fanavahana olona na zavatra iray mba tsy hifangaro amin' ny hala; fitehirizana: Aza hadinoinao ny fanokanana sakafo kely ho an' ny zandrinao nirery rano any an-tsaha Fampiasana: Fanokanana ny andro amin' ny osa fitiava-namana |
Explanations in English |
5 [1.7] a setting apart, an act of consecration, cf.fitokanana |
Explanations in French |
6 [1.8] action de mettre à part; consécration; cf. fitokanana 7 [1.13] spécialisation |
Examples |
8 Vita amin'izay ny fanokanana ny ho mpisorona fa dia lanonana no sisa ka dia mirava. [1.353#] |
Compound words |
|
Anagrams | 10 fanakonana, fanokanana, nanafanako, nanafokana, nanakofana, nanokafana |
Updated on 2023/09/08 |