|
|
|
|

Entry (1/3)1  fangalabola
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.10] karazan-dolo: ny fandainy, izany hoe ny zanany izay ataon' ny olona hoe fangalabola, dia mikiky sy mihinina ny hazo isan-karazany, toy ny ôka, ny paiso, ny mimoza, ets.
4  [1.1] Bibikely lavalava mifono ao anaty tranony vita amin' ny tapa-bozaka sy tapa-kazo madinika, mandeha na mihantona amin' ny hazo
Explanations in French  5  [1.3] la chenille d'une espèce de Psyché
Vocabulary  6  Zoology: invertebrates

Entry (2/3)7  fangalabola
Part of speech  8  noun
Explanations in Malagasy  9  [1.10] [Betsileo] karazana manavy (biby)
Vocabulary  10  Zoology: mammals

Entry (3/3)11  fangala-bola
Root  12  halatra, vola
Part of speech  13  locution
Proverbs  14  Proverbs containing the word fangala-bola

Anagrams  15  fangala-bola, fangalabola

Updated on 2020/07/31