Entry fangalabola
Part of speech noun
Malagasy definition karazan-dolo: ny fandainy, izany hoe ny zanany izay ataon' ny olona hoe fangalabola, dia mikiky sy mihinina ny hazo isan-karazany, toy ny ôka, ny paiso, ny mimoza, ets. [Ravelojaona 1937]
 Bibikely lavalava mifono ao anaty tranony vita amin' ny tapa-bozaka sy tapa-kazo madinika, mandeha na mihantona amin' ny hazo [Rajemisa 1985]
French definition la chenille d'une espèce de Psyché [Abinal 1888]
Vocabulary 

Entry fangalabola
Part of speech noun
Malagasy definition  [Betsileo] karazana manavy (biby) [Ravelojaona 1937]
Vocabulary 

Entry fangala-bola (halatra, vola)
Part of speech expression
Quotes 

2016/03/30