Entry (1/3) | 1 faneva |
Root | 2 heva |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Tapa-damba ahantona amin' ny hazo ka enti-milaza fisian-javatra: ohatra, fahiny nasiana faneva teo amin' ny toerana fivarotana omby Saina 5 [1.13] famantarana mampiavaka ny tarika iray; saina kely famantarana tarika iray |
Explanations in English |
6 [1.2] [Mod. s. from maneva (eva, or heva.).] A war flag, an ensign. 7 [1.7] a flag, a banner; a motto for a meeting, etc |
Explanations in French |
8 [1.8] drapeau, enseigne; devise 9 [1.13] emblème; fanion |
Examples |
10 ny Sakalava, nitondra faneva fotsy hananika an' Ambohimanga. [2.48] |
Compound words |
|
Article |
15 Randzavola: faneva ao amin' ny Baiboly |
Entry (2/3) | 16 fañeva |
Part of speech | 17 active verb |
Explanations in Malagasy |
18 [1.78] [Sihanaka]
mendrika, manendrika |
Entry (3/3) | 19 fañeva |
Part of speech | 20 noun |
Explanations in French |
21 [1.19] [Tankarana]
chevelure. (maramàrene). Rac. eva (?). |
Anagrams | 22 fañeva, faneva |
Updated on 2023/06/08 |