Entry heva
Part of speech noun
Malagasy definition Hatsaran-tarehy [Rajemisa 1985]
Derivations 

Entry heva
Part of speech noun
Malagasy definition Toetran' ny zavatra tsy mitehi-tany fa mihantona eny amin' ny habakabaka. [Rajemisa 1985]
Derivations 
Synonyms hevaheva

Entry heva
Part of speech noun
Malagasy definition  [Taisaka] tranom-boronkely ompiana [Rakotosaona 1972]

Entry heva
Part of speech noun
Malagasy definition  [Taisaka] vovo fakana hazandrano [Rakotosaona 1972]

2010/09/07