Entry fanempoana (empo)
Part of speech noun
Malagasy definition Fanaovana izay hampitsonika zavatra tenehina na atanfna andro na afo: Tokony hitandrina amin' ny fanempoana sao misy zavatra mora maka rehitra eo amin' ny manodidina [Rajemisa 1985]

Updated on 2009/02/23