Entry fanelanelanana (elanelana (elana))
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Alalana, fangatahana atao ho an' olona: Tamin' ny fanelanelanan-dRanaivo no nahazoako io tombon-tsoa io [1.1]
Explanations in French L'arbitrage, la médiation [1.3]
Examples 
1mazava ho azy fa izany no manosika ny olon-tsotra hangataka fanelanelanana sy/ [4.27]
2Nanaiky ny fanelanelanana Rehandry fa Somongay nandà ka dia nitohy ihany ny ady. [2.508]

Updated on 2023/01/08