|
|
|
|

Entry1  fandriam-pahalemana (andry)
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  Fiadanana, tsy fisian-tabataba na horohoro [1.1]
Explanations in English  4  Public order, tranquility; peace between nations [1.7]
Explanations in French  5  Ordre public, tranquilité; paix entre nations [1.8]
6  Paix [1.13]
Examples  7  Tia fandriampahalemana izahay, Tompoko. [2.270]
8  Tsy hisy fandriampahalemana ho an' ny vady aman-janaka. [2.528]
9  Izy no fototra iorenan' ny fandriampahalemana ara-tsosialy. [4.27]
10  Isan-kerinandro dia misy foana ny fivoriana iraisan’ireo tomponandraikitra ambony mikasika ny fandriam-pahalemana sy ny filaminana eo anivon’ny tafika, zandary ary miaramila. [4.11]

Updated on 2020/07/31