Entry | 1 fandrendrika |
Root | 2 rendrika |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fomba entina mandrendrika, mandentika, manempo |
Explanations in French |
5 [1.3#524] Ce qu'on peut faire fondre, ceux qu’on peut persuader, manière de fondre |
Examples |
6 Ary ho entiko miditra amin' ny afo ny ampahatelony, ary harendrika toy ny fandrendrika volafotsy izy, ary hizahako toetra toy ny fizaha toetra ny volamena izy; [2.996#] |
Updated on 2023/01/07 |