Entry fandrefiala (refy, ala)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Karazam-bibilava mpipetraka eny ambony hazo ary milatsaka amin' ny olona na biby mandeha eo ambaniny; pily [Rajemisa 1985]
English definition   [Mod. s. from mandrefy (refy), and ala, a forest.] A species of tree-snake, so called from its habit of swinging from tree to tree, as if measuring the extent of the forest. Same as pily [Richardson 1885]
French definition   espèce d'aspic [Rajemisa: Vakoka]
Examples   Natahorana mantsy fandrao nisy fananjavarika (fandrefiala) tany an-tendron-kazo tany. [Randriamiadanarivo: Sikajy, page 56]
Vocabulary  
Synonyms   pily

Updated on 2016/11/10