|
|
|
|

Entry1  fandinika
Root  2  dinika
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomba entina mandinika, mihevitra, fiheverana: Araka ny fandiniky ny manam-pahaizana...
Examples  5  Hita fa misy zavatra vitsivitsy fandinika mihitsy momba azy. [2.285#]
6  vitsy ny olona tokony ho afa-mandini-javatra no tsy mivonon-kandinika loatra, na diso fandinika koa. [2.643#]

Anagrams  7  fandinika, nandafiky, nandifika

Updated on 2024/01/13