|
|
|
|

Entry1  fandaharana (lahatra)
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fametrahana olona na zavatra mahitsy tomandavana: ianao no mikarakara ny fandaharana ny mpianatra [1.1]
4  Fandaminana: Aorian' ny fiarahabana dia fanolorana ny saotra no hataontsika, araka ny fandaharana [1.1]
5  Fanaovana kabary na lahateny: Tsy azoazoko ny fandaharan-dRangahy io teny fa toa ny efa voalaza ihany no averimberiny [1.1]
6  Fandaminana atao mba hampizotra tsara ny fanatanterahana raharaha iray [1.13]
Explanations in English  7  The act of arranging or lining up; the delivery of a speech; the setting of type; a list; a program [1.7]
Explanations in French  8  Programme [1.8, 1.13]
9  Action d'arranger, de mettre en ligne action de donner un discours; action de composer en imprimerie; liste [1.8]
10  Rangement [1.13]
Examples  11  Ary izao no fandaharana natao tamin'izany. [2.59#]
12  Aoka hohazavaina kely izany fandaharana izany. [1.357#]
13  Izahay tsy mba manana na teny finoana na fandaharana asa iombonana. [1.369#]
Morphology 
14  Simple :
15  Prefixed :
Compound words 

Updated on 2023/09/04