Entry | 1 fanatanterahana |
Root | 2 tanteraka |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Famitàna tsara hatrany amin' ny farany |
Explanations in French |
5 [1.13] réalisation |
Examples |
6 Napetraka tamiko ny fanatanterahana ny asa. [2.356#] 7 Ho fanatanterahana izany dia misy sorona atao. [2.508#] 8 Izy no mitandro ny fanatanterahana ny didim-pitsarana. [2.114#] |
Compound words |
|
Updated on 2023/10/16 |