Entry fanatantavanana (tantavana)
Part of speech noun
Malagasy definition Fampandalovana rano na zavatra hafa amin' ny tantavana na amin' ny lamba mba hampahadio azy na hanala ny faikany aminy [Rajemisa 1985]
French definition filtre, passoire [SLP 1986]

Updated on 2009/09/09