Entry tantavana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fitaovana misy loadoaka ampandalovana rano miharo ventin-javatra na loto, ka mandeha ny ranony fa mijanona kosa ny ventiny na ny loto; sivana [1.1]
 Fitaovana tantera-drano anasarahana ny ranoka sy ny faikany [1.13]
Explanations in French Filtre, filtrant [1.13]
Derivatives 
Analogs  sivana

Updated on 2020/07/31