Entry fanasan' ny tompo (asa, tompo)
Part of speech expression
Malagasy definition (fivavahana protestanta) Fihinanana ny mofo fahatsiarovana ny nataon' i Kristy tamin' Izy nizara tamin' ny mpianany ny mofo nolazainy hoe vatany indray andro talohan' ny nahafatesany: Mandray fanasan' ny Tompo [Rajemisa 1985]
English translation The Lord's Supper. Fanasana is very frequently used alone for this. [Richardson 1885]
Vocabulary 
Articles 

Updated on 2020/07/31