|
|
|
|

Entry1  fanantana
Root  2  tantana
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Hazo fisaka marani-bava ohatra ny lelantsy, izay andonana ny kofehy fahantenona roba hampikitroka tsara ny mason-tenona
Ankamantatra: Mivelatra ilay Malemy ka midoboka Raotozofy (ny tenona sy ny fanantana)
Explanations in English  5  [1.2] [Mod. s. from manantana (tantana).] A batten used in weaving.
Proverbs  6  Proverbs containing the word fanantana

Updated on 2020/07/31