Entry fanantana (tantana)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Hazo fisaka marani-bava ohatra ny lelantsy, izay andonana ny kofehy fahantenona roba hampikitroka tsara ny mason-tenona
Ankamantatra: Mivelatra ilay Malemy ka midoboka Raotozofy (ny tenona sy ny fanantana) [1.1]
Explanations in English [Mod. s. from manantana (tantana).] A batten used in weaving. [1.2]
Proverbs 

Updated on 2020/07/31