Entry fanandrina (handrina)
Part of speech noun
Malagasy definition Fomba fijerena manatrika an-katezerana: Nampihoron-koditra ahy ny fanandriny ahy [Rajemisa 1985]

Entry fanandrina (handrina)
Part of speech adjective
Malagasy definition Azo jerena tsara manatrika an-katezerana [Rajemisa 1985]

Updated on 2020/07/31