Entry fanambatambazana (tambitamby (tamby))
Part of speech noun
Malagasy definition Fanafosafoana na fanehatehafana malefaka amim-pitiavana; fiangaviana (olona) amin' ny fanomezanjavatra na karama azy, na fanaovana izay hahafaly azy [Rajemisa 1985]
English translation the act of enticing or coaxing [Hallanger 1973]
French translation l'action de caresser, de cajoler, de consoler, le motif [Abinal 1888]
 action d'all├ęcher, de cajoler [Hallanger 1974]
Examples 
1Nanjary nitondra ronono iray litatra isan-kerinandro hiantsena ilehio taty aoriana ho fanambatambazana azy. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 37]
2Raha ny marina no holazaina, fanamaivanana ravindravina ivelany ihany izany, fanambatambazana eritreritra somary tefy manta. [Andraina: Mitaraina, page 138]

Updated on 2020/07/31