|
|
|
|

Entry1  fanamarihana
Root  2  marika
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.13] fisintonana ny saina amin-javatra maningana
famantarana manokana
Explanations in French  5  [1.13] remarque
marquage
Examples  6  Misy fanamarihana tsy maintsy atao. [4.27#]
7  Ninianay tsy nasiana fanamarihana na fanontaniana izy. [2.285#]
8  Efa voan' ny fanamarihana momba io koa ny tenanay indray andro. [2.356#]
Compound words 

Anagrams  12  fahamanirana, fahamarinana, fahamiranana, fanamarihana

Updated on 2023/07/29