Entry (1/2) | 1 fanalana |
Root | 2 ala |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fanesorana: Tsy nankasitrahan' ny olona ny fanalana ilay mpampianatra [1.1] |
Explanations in English |
5 [Rel. s. from manala (ala).] That which removes anything. [1.2] 6 the act of removing [1.7] |
Explanations in French |
7 action de prendre, d'ôter [1.8] |
Examples |
8 Mila fahaizana koa ny fanalana ny hena hatao tono manimanitra. [2.245#] |
Synonyms | 9 fanala |
Compound words |
|
Entry (2/2) | 13 fanalana |
Root | 14 ala |
Part of speech | 15 noun |
Vocabulary |
16 Mathematics: arithmetic |
Explanations in Malagasy |
17 Asa marika, fanesorana isa kely amin' ny isa lehibe noho izy: Firy ny valin' ny fanalana telo ambin' ny folo amin' ny roapolo [1.1] |
Explanations in French |
18 soustraction [1.13] |
Synonyms | 19 fangalana |
Proverbs | 20 Proverbs containing the word fanalana |
Anagrams | 21 falanana, fanalana |
Updated on 2023/09/02 |